Et voici la chanson...

# Posté le lundi 22 octobre 2007 04:13

Modifié le lundi 22 octobre 2007 04:27

Hanaraka Anao

Hanaraka Anao
Hanaraka anao,toy ny aloka
Ka tsy hifandao raha tsy andro tena maloka
Fa raha mbolamisy,tarapa-hazavana
Tsy hiala teo mihintsy aho raha toa mbola tamana(2)

Tsy andriko intsony,ny andro maraina
Azahoako hifoha,hamonjy anao ry aina
Ka tsy hiala teo indray,raha tsy ny andro no hariva
Nefa injay ny masoandro iva d iva (2)

Izaho anie ka zaza,tsy mahasara-dreny
Hanaraka anao,eny rehetra eny
Ianao irery no afaka,ampitony ny tomany
Raha toa ho solafaka,ianao no hanarina ahy hatrany(2)

Ny vavan'ny sasany,tsy ahoako intsony
Fa ny fitiavantsika no asandratro ambony
Ka ny vavaka atao,dia ny mba aharitra hatrany
Aharitra tokoa anie,zany fiarahtsika izany(2)

# Posté le mardi 07 août 2007 04:49

You and Me

You and Me
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 02 mars 2006 13:18

Modifié le mercredi 08 août 2007 08:17

Les Superlatifs de la Vie // Ny Ambony indrindra eo Amin'ny Fiainana

Les Superlatifs de la Vie // Ny Ambony indrindra eo Amin'ny Fiainana
Le plus grand Handicap : la peur
Ny mahasembana indrindra : ny tahotra

Le plus beau jour : aujourd'hui
Ny andro tsara indrindra : ny anio

La chose la plus facile : se tromper
Ny zavatra mora indrindra : Manao fahadisoana

La plus grande erreur : Abandonner
Ny fahadisoana lehibe indrindra : Ny milavo lefona

Le plus grand defaut : L'egoisme
Ny kilema lehibe indrindra : Ny fitiavan-tena

La plus grande distraction : Le travail
Ny fialam-boly lehibe indrindra : Ny asa

La pire banqueroute : Le decouragement
Ny fahavoazana ratsy indrindra : Ny famoizam-po

Les meilleurs professeurs : Les enfants
Ny mpampianatra tsara indrindra : Ny ankizy

Le plus grand besoin : Le bon sens
Ny tena ilaina indrindra : Ny fahiratan-tsaina

Le plus bas sentiment : La jalousie
Ny fihetseham-po ambany indrindra : Ny fialonana

Le plus beau present : Le pardon
Ny fanomezana tsara indrindra : Ny famelan-keloka

La plus belle connaissance : Toi meme
Ny fahalalana tsara indrindra : Ny tenanao

La plus belle chose au monde : L'amour
Ny zava-tsoa indrindra eto amin'izao tontonlo izao : Ny fitiavana
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 10 septembre 2005 08:30

Modifié le mercredi 08 août 2007 08:20